Fanoroam-pejy
Fandraisana
Ireo mpikambana
Iza moa i ...?
Torim-baliha
Mpandrindra
Samihafa
Boky volamena
Rohy
Torim-baliha
Fifandraisana
Tahiry
Vaovao
Sary
Eto ianao :
Fandraisana
>
Bana Rahalahy
>
DIA HO ZATRA VE ?
DIA HO ZATRA VE ?
Dia ho zatra tokoa ve ny maso
Rehefa mahita isan'andro
Ireo olon-tsy manana
Mangataka eny amoron-dàlana ?
Dia ho zatra tokoa ve ny fo
Mahita ity Ramatoa
Mitrotro no sady mibaby
Dia efa bevohoka sahady ?
B.R. 1997
<
TANANA NAHABE
------------=oOo=------------
:-) d ampy - Voasokatra tao anatin'ny 0.0367 segondra