Fanontaniana

Nahoana izay no fiandohany ?
Nahoana izay no fahotany ?
Nahoana izay no fitomany ?
Nahoana izay no fiafarany ?

Nahoana izahay no nifankatia ?

Ahoana izany tsara ?
Ahoana izany anjara ?
Ahoana izany voarara ?
Ahoana izany hiafara ?

Ahoana raha ho anay ilay fitia ?

Andamioly