Eto ianao : Fandraisana> Aina> MAHEREZA

MAHEREZA

Mahereza,
mazotoa
amin'ny tena hitsim-po

hilaza izay irina:

fahoriana,

fijaliana,

fifaliana,

... ho an'ny tiana ...

Manovoza ranomamy
avy amin-taratra mavanin'
ny hetsi-po mamelovelo
na faly ianao na malahelo!



AINA -25 Marsa 1991