Te hihaino Torim-Baliha?

Fandaharana mikasika ny haisoratra malagasy mivoaka isam-bolana, karakarain'ny HAVATSA-UPEM Sampana Frantsa ary iaraha-miasa amin'i Claudia Solofolandy.
Renao ao amin'ny Radio Echos du Capricorne - ZOOMA CAPRICORNE (Zoma maraina amin'ny 6 ka hatramin'ny 8 ora). Mivantana amin'ny onjam-peo RFPP 106.3 Mhz, Paris na koa amin'ny aterineto:

rfpp.net

Azo alaina avy amin'ny tahirim-peo aterineto koa ny fandaharana:

emap.fm
madagate.com

Ho hitanao eto ny filaharan'ny fandaharana sy ny lohahevitra.

MISAOTRA TOMPOKO Ô,

Dia mihainoa finaritra e!