Eto ianao :
Fandraisana> TORIM-BALIHA
TORIM-BALIHA
Ny TORIM-BALIHA dia fandaharana mikasika ny haisoratra malagasy mivoaka isam-bolana ary renao ao amin'ny Radio Echos du Capricorne - Fandaharana ZOOMA CAPRICORNE (Zoma maraina amin'ny 6 ka hatramin'ny 8 ora). Mivantana amin'ny onjam-peo RFPP 106.3 Mhz, Paris na koa amin'ny aterineto:rfpp.net
Azo alaina avy amin'ny tahirim-peo aterineto koa ny fandaharana:
emap.fm
madagate.com
Ho hitanao eto ny filaharan'ny fandaharana sy ny lohahevitra, nanomboka tamin'ny volana mey sy ny tohiny.
Misaotra tompoko!
Dia mihainoa finaritra e!